plt_tn/1sa/20/06.md

443 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy manazava ny fitsapana nandrosoany hevitra i Davida.

Nanao fierana fatratra tamiko

"nangataka tamiko raha hamela azy handeha aho"

hoy izy ... izy ... nanapa-kevitra hanao ratsy izy

Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Saoly.

hanam-piadanana ny mpanomponao

Ataon'i Davida toy ny hoe olon-kafa ny tenany mba hanehoana fanajana amin'i Jonatana. DH: "Izaho, mpanomponao, dia hanam-piadanana"