plt_tn/1sa/17/52.md

12 lines
488 B
Markdown

# Ireo Filistina maty dia nandry teo amin'ny lalana mankany Saraima
Azo atao mazava tsara fa namono ireo Filistina ny Israelita teo am-panenjehana azy ireo. DH: "Ary novonoin'izy ireo teo am-panenjehana azy ireo Filistina, ary niampatra teny amin'ny lalana mankany Saraima ny fatin'ireo Filistina"
# nandroba ny tobin'izy ireo
"norobain'ny Israelita ny tobin'ny Filistina"
# ny akanjo fiadiany dia napetrany tao amin'ny lainy
"nataony tao an-dainy ihany ny akanjo fiadian'i Goliata"