plt_tn/1sa/17/52.md

488 B

Ireo Filistina maty dia nandry teo amin'ny lalana mankany Saraima

Azo atao mazava tsara fa namono ireo Filistina ny Israelita teo am-panenjehana azy ireo. DH: "Ary novonoin'izy ireo teo am-panenjehana azy ireo Filistina, ary niampatra teny amin'ny lalana mankany Saraima ny fatin'ireo Filistina"

nandroba ny tobin'izy ireo

"norobain'ny Israelita ny tobin'ny Filistina"

ny akanjo fiadiany dia napetrany tao amin'ny lainy

"nataony tao an-dainy ihany ny akanjo fiadian'i Goliata"