# Ireo Filistina maty dia nandry teo amin'ny lalana mankany Saraima Azo atao mazava tsara fa namono ireo Filistina ny Israelita teo am-panenjehana azy ireo. DH: "Ary novonoin'izy ireo teo am-panenjehana azy ireo Filistina, ary niampatra teny amin'ny lalana mankany Saraima ny fatin'ireo Filistina" # nandroba ny tobin'izy ireo "norobain'ny Israelita ny tobin'ny Filistina" # ny akanjo fiadiany dia napetrany tao amin'ny lainy "nataony tao an-dainy ihany ny akanjo fiadian'i Goliata"