plt_tn/1sa/09/27.md

348 B

hialoha antsika"—dia nandeha teo aloha izy—"fa tsy maintsy mijanona eto fotoana vitsy ianao

Azo eritreretina fa i Samoela no nilaza ireo teny rehetra ireo. DH: "hialoha antsika, ary rehefa lasa nialoha izy, dia tsy maintsy mijanona ianao"

mba hilazako aminao ny hafatr'Andriamanitra

"mba hilazako aminao ny hafatr'Andriamanitra ho anao"