# hialoha antsika"—dia nandeha teo aloha izy—"fa tsy maintsy mijanona eto fotoana vitsy ianao Azo eritreretina fa i Samoela no nilaza ireo teny rehetra ireo. DH: "hialoha antsika, ary rehefa lasa nialoha izy, dia tsy maintsy mijanona ianao" # mba hilazako aminao ny hafatr'Andriamanitra "mba hilazako aminao ny hafatr'Andriamanitra ho anao"