plt_tn/1sa/09/27.md

8 lines
348 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hialoha antsika"—dia nandeha teo aloha izy—"fa tsy maintsy mijanona eto fotoana vitsy ianao
Azo eritreretina fa i Samoela no nilaza ireo teny rehetra ireo. DH: "hialoha antsika, ary rehefa lasa nialoha izy, dia tsy maintsy mijanona ianao"
# mba hilazako aminao ny hafatr'Andriamanitra
"mba hilazako aminao ny hafatr'Andriamanitra ho anao"