plt_tn/1sa/09/01.md

746 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Raha manana fomba hilazana amin'ny mpamaky ny fiteninao fa manome fampahafantarana momba ny fototry ny tantara ny mpanoratra eto amin'ireto andininy ireto, dia azonao ampiasaina eto izany.

lehilahy ambony

Ireo mety hoe heviny dia 1) lehilahy mpanefoefo izy na 2) olona manan-kaja izy na 3) olona matanjaka sy be herim-po izy

Kisy ... Abiela ... Zerora ... Bekorata ... Afia

Ireo no anaran'ny lehilahy ao amin'ny firazanan'i Saoly.

Benjamita

Ny Benjamita dia olona izay isan'ny fokon'i Benjamina.

tsara tarehy

olona tsara endrika

Manomboka eo amin'ireo sorony no ho miakatra dia lava noho ny olona rehetra izy

Tsy tonga nahatratra ny sorony akaory ireo olona ranjanana hafa tao Israely.