plt_tn/1sa/09/01.md

24 lines
746 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Raha manana fomba hilazana amin'ny mpamaky ny fiteninao fa manome fampahafantarana momba ny fototry ny tantara ny mpanoratra eto amin'ireto andininy ireto, dia azonao ampiasaina eto izany.
# lehilahy ambony
Ireo mety hoe heviny dia 1) lehilahy mpanefoefo izy na 2) olona manan-kaja izy na 3) olona matanjaka sy be herim-po izy
# Kisy ... Abiela ... Zerora ... Bekorata ... Afia
Ireo no anaran'ny lehilahy ao amin'ny firazanan'i Saoly.
# Benjamita
Ny Benjamita dia olona izay isan'ny fokon'i Benjamina.
# tsara tarehy
olona tsara endrika
# Manomboka eo amin'ireo sorony no ho miakatra dia lava noho ny olona rehetra izy
Tsy tonga nahatratra ny sorony akaory ireo olona ranjanana hafa tao Israely.