# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Raha manana fomba hilazana amin'ny mpamaky ny fiteninao fa manome fampahafantarana momba ny fototry ny tantara ny mpanoratra eto amin'ireto andininy ireto, dia azonao ampiasaina eto izany. # lehilahy ambony Ireo mety hoe heviny dia 1) lehilahy mpanefoefo izy na 2) olona manan-kaja izy na 3) olona matanjaka sy be herim-po izy # Kisy ... Abiela ... Zerora ... Bekorata ... Afia Ireo no anaran'ny lehilahy ao amin'ny firazanan'i Saoly. # Benjamita Ny Benjamita dia olona izay isan'ny fokon'i Benjamina. # tsara tarehy olona tsara endrika # Manomboka eo amin'ireo sorony no ho miakatra dia lava noho ny olona rehetra izy Tsy tonga nahatratra ny sorony akaory ireo olona ranjanana hafa tao Israely.