plt_tn/1pe/05/08.md

24 lines
759 B
Markdown

# Mahonona tena
Eto ny teny hoe: "mahonona tena" dia milaza ny fahazavana ara-tsaina ary fahamailona . DH: "fehezo ny eritreritrareo" na "mitandrema amin'izay eritreretinareo"
# Ny fahavalonareo, dia ny devoly, miodidina tahaka ny liona...mitady izay olona ho arapany
I Petera dia mampitaha ny devoly amin'ny liona mierona. Tahaka ny liona noana mihinana tanteraka ny rembiny, ny devoly dia mitady ny hanimba tanteraka ny finoan'ireo mpino.
# miodidinana tahaka
"mandeha manodidina" na "mandeha sy mihaza"
# Manohera azy
"Tohero izy"
# ny firaisan'ireo
I Paoly dia miresaka momba ireo namana mpino tahaka ireo vondrona amin'ny firaha-monina mitovy. DH: "ireo namanareo mpino"
# izao tontolo izao
"amin'ny toerana maro manerana izao tontolo izao"