# Mahonona tena Eto ny teny hoe: "mahonona tena" dia milaza ny fahazavana ara-tsaina ary fahamailona . DH: "fehezo ny eritreritrareo" na "mitandrema amin'izay eritreretinareo" # Ny fahavalonareo, dia ny devoly, miodidina tahaka ny liona...mitady izay olona ho arapany I Petera dia mampitaha ny devoly amin'ny liona mierona. Tahaka ny liona noana mihinana tanteraka ny rembiny, ny devoly dia mitady ny hanimba tanteraka ny finoan'ireo mpino. # miodidinana tahaka "mandeha manodidina" na "mandeha sy mihaza" # Manohera azy "Tohero izy" # ny firaisan'ireo I Paoly dia miresaka momba ireo namana mpino tahaka ireo vondrona amin'ny firaha-monina mitovy. DH: "ireo namanareo mpino" # izao tontolo izao "amin'ny toerana maro manerana izao tontolo izao"