plt_tn/1pe/05/08.md

759 B

Mahonona tena

Eto ny teny hoe: "mahonona tena" dia milaza ny fahazavana ara-tsaina ary fahamailona . DH: "fehezo ny eritreritrareo" na "mitandrema amin'izay eritreretinareo"

Ny fahavalonareo, dia ny devoly, miodidina tahaka ny liona...mitady izay olona ho arapany

I Petera dia mampitaha ny devoly amin'ny liona mierona. Tahaka ny liona noana mihinana tanteraka ny rembiny, ny devoly dia mitady ny hanimba tanteraka ny finoan'ireo mpino.

miodidinana tahaka

"mandeha manodidina" na "mandeha sy mihaza"

Manohera azy

"Tohero izy"

ny firaisan'ireo

I Paoly dia miresaka momba ireo namana mpino tahaka ireo vondrona amin'ny firaha-monina mitovy. DH: "ireo namanareo mpino"

izao tontolo izao

"amin'ny toerana maro manerana izao tontolo izao"