plt_tn/1pe/02/09.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha-10 Petera dia mamerina ny teny izay nolazain'i Hosea.

olom-boafidy

Azo hazaivanao fa Andriamanitra dia ilay iray izay nifidy azy ireo. DH: "olona izay nofidian'Andriamanitra"

mpisoron'ny mpanjaka

Mety ho dikany 1) "vondron'ny mpanjaka sy vondron'ny mpisorona" na 2) "antokon'ny mpisorona izay manompo ny mpanjaka"

olona ho an'ny fananan'Andriamanitra

"ny olona izay an'Andriamanitra"

izay niantso anao avy tao

"izay niantso anareo hivoaka"

tao amin'ny haizina hankao amin'ny hazavany mahatalanjona

Eto ny "ny haizina" dia maneho ny toe-piainan'izy ireo amin'ny maha olona mpanota izay tsy mahafantatra an'Andriamanitra, ary ny "hazavana" dia maneho ny toe-piainan'izy ireo amin'ny maha olona izay mahafantatra an'Andriamanitra sy mampihatra ny fahamarinana. DH: :avy amin'ny fiainan'ny fahotana sy ny tsy fahalalana an'Andriamanitra mankany amin'ny fiainan'ny fahalalana sy mankasitraka Azy"

Tsy nandray famindram-po ianao, fa ankehitriny ianao nandray famindram-po.

Eto ny "famindram-po", izay fanehoan'Andriamanitra ny hatsaram-panahiny amin'ireo olona izay tsy mendrika izany ,dia atao tahaka ny hoe zavatra afaka raisina amin'ny tanana.