28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ao amin'ny andininy faha-10 Petera dia mamerina ny teny izay nolazain'i Hosea.
|
||
|
|
||
|
# olom-boafidy
|
||
|
|
||
|
Azo hazaivanao fa Andriamanitra dia ilay iray izay nifidy azy ireo. DH: "olona izay nofidian'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# mpisoron'ny mpanjaka
|
||
|
|
||
|
Mety ho dikany 1) "vondron'ny mpanjaka sy vondron'ny mpisorona" na 2) "antokon'ny mpisorona izay manompo ny mpanjaka"
|
||
|
|
||
|
# olona ho an'ny fananan'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
"ny olona izay an'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# izay niantso anao avy tao
|
||
|
|
||
|
"izay niantso anareo hivoaka"
|
||
|
|
||
|
# tao amin'ny haizina hankao amin'ny hazavany mahatalanjona
|
||
|
|
||
|
Eto ny "ny haizina" dia maneho ny toe-piainan'izy ireo amin'ny maha olona mpanota izay tsy mahafantatra an'Andriamanitra, ary ny "hazavana" dia maneho ny toe-piainan'izy ireo amin'ny maha olona izay mahafantatra an'Andriamanitra sy mampihatra ny fahamarinana. DH: :avy amin'ny fiainan'ny fahotana sy ny tsy fahalalana an'Andriamanitra mankany amin'ny fiainan'ny fahalalana sy mankasitraka Azy"
|
||
|
|
||
|
# Tsy nandray famindram-po ianao, fa ankehitriny ianao nandray famindram-po.
|
||
|
|
||
|
Eto ny "famindram-po", izay fanehoan'Andriamanitra ny hatsaram-panahiny amin'ireo olona izay tsy mendrika izany ,dia atao tahaka ny hoe zavatra afaka raisina amin'ny tanana.
|