plt_tn/1pe/01/20.md

513 B

Voafidy Kristy

DH: "Andriamanitra nisafidy an'i Kristy''

talohan'ny nananganana an'izao tontolo izao

DH: "talohan'ny naharian'Andriamanitra an'izao tontolo izao"

nanambaràna Azy taminareo

DH: "nanambaran'Andriamanitra Azy taminareo"

nanambaràna Azy taminareo

Petera dia tsy miteny hoe nahita an'i Kristy ireo mpamakiny, fa hoe nianatra ny marina momba Azy izy ireo.

ireo nomeny voninahitra

Petera dia miresaka ny fanomezan'Andriamanitra voninahitra an'i Jesosy toy ny hoe nomeny zavatra Izy.