plt_tn/1pe/01/20.md

20 lines
513 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Voafidy Kristy
DH: "Andriamanitra nisafidy an'i Kristy''
# talohan'ny nananganana an'izao tontolo izao
DH: "talohan'ny naharian'Andriamanitra an'izao tontolo izao"
# nanambaràna Azy taminareo
DH: "nanambaran'Andriamanitra Azy taminareo"
# nanambaràna Azy taminareo
Petera dia tsy miteny hoe nahita an'i Kristy ireo mpamakiny, fa hoe nianatra ny marina momba Azy izy ireo.
# ireo nomeny voninahitra
Petera dia miresaka ny fanomezan'Andriamanitra voninahitra an'i Jesosy toy ny hoe nomeny zavatra Izy.