# Voafidy Kristy DH: "Andriamanitra nisafidy an'i Kristy'' # talohan'ny nananganana an'izao tontolo izao DH: "talohan'ny naharian'Andriamanitra an'izao tontolo izao" # nanambaràna Azy taminareo DH: "nanambaran'Andriamanitra Azy taminareo" # nanambaràna Azy taminareo Petera dia tsy miteny hoe nahita an'i Kristy ireo mpamakiny, fa hoe nianatra ny marina momba Azy izy ireo. # ireo nomeny voninahitra Petera dia miresaka ny fanomezan'Andriamanitra voninahitra an'i Jesosy toy ny hoe nomeny zavatra Izy.