plt_tn/1pe/01/15.md

12 lines
359 B
Markdown

# Fa voasoratra hoe
DH: "Fa araka ny nosoratan'i Mosesy"
# aoka ho masina, satria masina Aho
Eto ny teny hoe ''Aho'' dia maneho an'Andriamanitra.
# handany ny fotoan'andronareo
Petera dia miresaka ireo mpamakiny toy ny hoe olona miaina any amin'ny tany vahiny lavitry ny tranony izy ireo. DH: ''mandany ny fotoana iainanareo lavitry ny tena tranonareo''