plt_tn/1pe/01/15.md

359 B

Fa voasoratra hoe

DH: "Fa araka ny nosoratan'i Mosesy"

aoka ho masina, satria masina Aho

Eto ny teny hoe ''Aho'' dia maneho an'Andriamanitra.

handany ny fotoan'andronareo

Petera dia miresaka ireo mpamakiny toy ny hoe olona miaina any amin'ny tany vahiny lavitry ny tranony izy ireo. DH: ''mandany ny fotoana iainanareo lavitry ny tena tranonareo''