# Fa voasoratra hoe DH: "Fa araka ny nosoratan'i Mosesy" # aoka ho masina, satria masina Aho Eto ny teny hoe ''Aho'' dia maneho an'Andriamanitra. # handany ny fotoan'andronareo Petera dia miresaka ireo mpamakiny toy ny hoe olona miaina any amin'ny tany vahiny lavitry ny tranony izy ireo. DH: ''mandany ny fotoana iainanareo lavitry ny tena tranonareo''