plt_tn/1ki/22/37.md

12 lines
274 B
Markdown

# nentina tany Samaria
D.H: "ireo miaramilany no nitondra ny vatany tany Samaria."
# nalevin'izy ireo izy.
"nandevina azy ny olona"
# araka izay efa nambaran'ny tenin'i Yaveh.
Eto "ny tenin'i Yaveh" dia maneho an'i Yaveh tenany. D.H: "araka izay efa nambaran'i Yaveh"