# nentina tany Samaria D.H: "ireo miaramilany no nitondra ny vatany tany Samaria." # nalevin'izy ireo izy. "nandevina azy ny olona" # araka izay efa nambaran'ny tenin'i Yaveh. Eto "ny tenin'i Yaveh" dia maneho an'i Yaveh tenany. D.H: "araka izay efa nambaran'i Yaveh"