plt_tn/1ki/22/37.md

274 B

nentina tany Samaria

D.H: "ireo miaramilany no nitondra ny vatany tany Samaria."

nalevin'izy ireo izy.

"nandevina azy ny olona"

araka izay efa nambaran'ny tenin'i Yaveh.

Eto "ny tenin'i Yaveh" dia maneho an'i Yaveh tenany. D.H: "araka izay efa nambaran'i Yaveh"