plt_tn/1ki/22/24.md

547 B

Taiza no lalan'ny fanahin'i Yaveh niala tamiko mba hiteny aminao?

Zedekia manontany ity fanontaniana maneso ity hanaratsiana sy hibedesana an'i Mikaia. D.H: "Aza miheritreritra hoe mamela ahy hiresaka aminao ny fanahin'i Yaveh!"

Indro

"Henoy" na "Tandremo izay lazaiko anao"

ho fantatrao izany

"ho fantatrao ny valin-teny amin'ny fanontanianao." Raha nadika ho fanambaràna ny fanontainana fampisainan'i Zedekia, dia azo nadika ho fizaram-baovavao ity andian-teny ity. D.H: "ho fantatrao fa ny fanahin'i Yaveh dia efa niresaka tamiko."