# Taiza no lalan'ny fanahin'i Yaveh niala tamiko mba hiteny aminao? Zedekia manontany ity fanontaniana maneso ity hanaratsiana sy hibedesana an'i Mikaia. D.H: "Aza miheritreritra hoe mamela ahy hiresaka aminao ny fanahin'i Yaveh!" # Indro "Henoy" na "Tandremo izay lazaiko anao" # ho fantatrao izany "ho fantatrao ny valin-teny amin'ny fanontanianao." Raha nadika ho fanambaràna ny fanontainana fampisainan'i Zedekia, dia azo nadika ho fizaram-baovavao ity andian-teny ity. D.H: "ho fantatrao fa ny fanahin'i Yaveh dia efa niresaka tamiko."