12 lines
547 B
Markdown
12 lines
547 B
Markdown
|
# Taiza no lalan'ny fanahin'i Yaveh niala tamiko mba hiteny aminao?
|
||
|
|
||
|
Zedekia manontany ity fanontaniana maneso ity hanaratsiana sy hibedesana an'i Mikaia. D.H: "Aza miheritreritra hoe mamela ahy hiresaka aminao ny fanahin'i Yaveh!"
|
||
|
|
||
|
# Indro
|
||
|
|
||
|
"Henoy" na "Tandremo izay lazaiko anao"
|
||
|
|
||
|
# ho fantatrao izany
|
||
|
|
||
|
"ho fantatrao ny valin-teny amin'ny fanontanianao." Raha nadika ho fanambaràna ny fanontainana fampisainan'i Zedekia, dia azo nadika ho fizaram-baovavao ity andian-teny ity. D.H: "ho fantatrao fa ny fanahin'i Yaveh dia efa niresaka tamiko."
|