plt_tn/1ki/22/13.md

851 B

Indro ankehitriny

"Henoy" na "tandremo izay lazaiko anao"

ny tenin'ireo mpaminany dia manambara zavatra tsara ho an'ny mpanjaka tamin'ny vava iray

Ireo mpaminany rehetra milaza zavatra mitovy dia voalaza toy ny nitenenan'izy ireo amin'ny vava iray. Ny andian-teny "ny tenin'ireo mpaminany" dia manambara hafatra izay hambaran'ireo mpaminany. D.H: "Ireo mpaminany rehetra dia manamabara zavatra tsara mitovy amin'ny mpanjaka"

Aoka re ny teninao mba ho tahaka ny iray amin'ireo

Eto ny teny "azy ireo" dia maneho "ny tenin'ireo mpaminany." D.H: "Aoka izay lazainao dia manaiky amin'izay efa nolazain'izy ireo."

tokony handeha ve izahay

ny teny "izahay" dia maneho an'i Ahaba, Josafata, ary ireo tafika afa-tsy Mikaia.

Hanolotra azy ho eo an-tanan'ny mpanjaka

Eto ny teny "tanana" dia maneho hery. D.H: "hamela ny mpanjaka hambabo azy"