plt_tn/1ki/22/13.md

20 lines
851 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Indro ankehitriny
"Henoy" na "tandremo izay lazaiko anao"
# ny tenin'ireo mpaminany dia manambara zavatra tsara ho an'ny mpanjaka tamin'ny vava iray
Ireo mpaminany rehetra milaza zavatra mitovy dia voalaza toy ny nitenenan'izy ireo amin'ny vava iray. Ny andian-teny "ny tenin'ireo mpaminany" dia manambara hafatra izay hambaran'ireo mpaminany. D.H: "Ireo mpaminany rehetra dia manamabara zavatra tsara mitovy amin'ny mpanjaka"
# Aoka re ny teninao mba ho tahaka ny iray amin'ireo
Eto ny teny "azy ireo" dia maneho "ny tenin'ireo mpaminany." D.H: "Aoka izay lazainao dia manaiky amin'izay efa nolazain'izy ireo."
# tokony handeha ve izahay
ny teny "izahay" dia maneho an'i Ahaba, Josafata, ary ireo tafika afa-tsy Mikaia.
# Hanolotra azy ho eo an-tanan'ny mpanjaka
Eto ny teny "tanana" dia maneho hery. D.H: "hamela ny mpanjaka hambabo azy"