# Indro ankehitriny "Henoy" na "tandremo izay lazaiko anao" # ny tenin'ireo mpaminany dia manambara zavatra tsara ho an'ny mpanjaka tamin'ny vava iray Ireo mpaminany rehetra milaza zavatra mitovy dia voalaza toy ny nitenenan'izy ireo amin'ny vava iray. Ny andian-teny "ny tenin'ireo mpaminany" dia manambara hafatra izay hambaran'ireo mpaminany. D.H: "Ireo mpaminany rehetra dia manamabara zavatra tsara mitovy amin'ny mpanjaka" # Aoka re ny teninao mba ho tahaka ny iray amin'ireo Eto ny teny "azy ireo" dia maneho "ny tenin'ireo mpaminany." D.H: "Aoka izay lazainao dia manaiky amin'izay efa nolazain'izy ireo." # tokony handeha ve izahay ny teny "izahay" dia maneho an'i Ahaba, Josafata, ary ireo tafika afa-tsy Mikaia. # Hanolotra azy ho eo an-tanan'ny mpanjaka Eto ny teny "tanana" dia maneho hery. D.H: "hamela ny mpanjaka hambabo azy"