plt_tn/1ki/22/10.md

608 B

tenany dia nanao tandroka vy

"nanamboatra tandroka vy ho an'ny tenany"

Amin'ireto no hanotoanao ny Syriana mandra-paharingany

Ny asan'ireo mpaminany dia sarinteny famantarana izay manazava ny fomba handresen'i Ahaba ireo Syriana. Ny tafik'i Ahaba dia handresy amin'ny hery lehibe, toy ny omby manafika biby hafa.

mandra-paharingany

Fandringanana ireo taifka fahavalo dia voalaza toy famotehana azy ireo. D.H: "mandra-paharinganao azy ireo" na "mandra-pamotehanao azy ireo."

efa nanolotra azy ho eo an-tanan'ny mpanjaka

Eto ny "tanana" dia maneho hery. D.H: "mamela ny mpanjaka hambabo izany"