# tenany dia nanao tandroka vy "nanamboatra tandroka vy ho an'ny tenany" # Amin'ireto no hanotoanao ny Syriana mandra-paharingany Ny asan'ireo mpaminany dia sarinteny famantarana izay manazava ny fomba handresen'i Ahaba ireo Syriana. Ny tafik'i Ahaba dia handresy amin'ny hery lehibe, toy ny omby manafika biby hafa. # mandra-paharingany Fandringanana ireo taifka fahavalo dia voalaza toy famotehana azy ireo. D.H: "mandra-paharinganao azy ireo" na "mandra-pamotehanao azy ireo." # efa nanolotra azy ho eo an-tanan'ny mpanjaka Eto ny "tanana" dia maneho hery. D.H: "mamela ny mpanjaka hambabo izany"