plt_tn/1ki/22/10.md

16 lines
608 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tenany dia nanao tandroka vy
"nanamboatra tandroka vy ho an'ny tenany"
# Amin'ireto no hanotoanao ny Syriana mandra-paharingany
Ny asan'ireo mpaminany dia sarinteny famantarana izay manazava ny fomba handresen'i Ahaba ireo Syriana. Ny tafik'i Ahaba dia handresy amin'ny hery lehibe, toy ny omby manafika biby hafa.
# mandra-paharingany
Fandringanana ireo taifka fahavalo dia voalaza toy famotehana azy ireo. D.H: "mandra-paharinganao azy ireo" na "mandra-pamotehanao azy ireo."
# efa nanolotra azy ho eo an-tanan'ny mpanjaka
Eto ny "tanana" dia maneho hery. D.H: "mamela ny mpanjaka hambabo izany"