plt_tn/1ki/20/18.md

12 lines
406 B
Markdown

# Hoy i Beni-hadada
fa hay fa miresaka amin'ireo miaramilany i Beni-hadada. DH: "Hoy i Beni-hadada tamin'ireo miaramilany"
# nivoahan'izy ireo ... sambory velona izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Israelita.
# Dia nivoaka ny tanàna ireo tanora manam-pahefana ... nanaraka azy ireo ny tafika
"Dia nivoaka ny tanàna ireo tanora manam-pahefana ... nanaraka azy ireo ny tafika Israelita"