# Hoy i Beni-hadada fa hay fa miresaka amin'ireo miaramilany i Beni-hadada. DH: "Hoy i Beni-hadada tamin'ireo miaramilany" # nivoahan'izy ireo ... sambory velona izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Israelita. # Dia nivoaka ny tanàna ireo tanora manam-pahefana ... nanaraka azy ireo ny tafika "Dia nivoaka ny tanàna ireo tanora manam-pahefana ... nanaraka azy ireo ny tafika Israelita"