plt_tn/1ki/20/18.md

406 B

Hoy i Beni-hadada

fa hay fa miresaka amin'ireo miaramilany i Beni-hadada. DH: "Hoy i Beni-hadada tamin'ireo miaramilany"

nivoahan'izy ireo ... sambory velona izy ireo

Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo Israelita.

Dia nivoaka ny tanàna ireo tanora manam-pahefana ... nanaraka azy ireo ny tafika

"Dia nivoaka ny tanàna ireo tanora manam-pahefana ... nanaraka azy ireo ny tafika Israelita"