plt_tn/1ki/19/04.md

516 B

izy kosa nandeha lalana indray andro

Ny teny "ny tenany" dia nampiasaina hanamafiasana fa irery izy. D.H: "Nandeha iray andro ny tenany"

kifafambohitra

Ny "hazo kifambohitra" dia zava-maniry izay mitombo eny amin'ny tany maina.

Nangataka ny ho faty izy

"Nivavaka izy mba ho faty"

Ampy izay, ankehitriny, ry Yaveh

"Mafy amiko loatra ireo olana ireo, ry Yaveh"'

mofo voahendy tamin'ny vato mahamay

D.H: "mofo izay nendasin'ny olona tamin'ny vilany vato"

rano iray tavoara

"fitoeran-drano iray"