plt_tn/1ki/19/04.md

24 lines
516 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izy kosa nandeha lalana indray andro
Ny teny "ny tenany" dia nampiasaina hanamafiasana fa irery izy. D.H: "Nandeha iray andro ny tenany"
# kifafambohitra
Ny "hazo kifambohitra" dia zava-maniry izay mitombo eny amin'ny tany maina.
# Nangataka ny ho faty izy
"Nivavaka izy mba ho faty"
# Ampy izay, ankehitriny, ry Yaveh
"Mafy amiko loatra ireo olana ireo, ry Yaveh"'
# mofo voahendy tamin'ny vato mahamay
D.H: "mofo izay nendasin'ny olona tamin'ny vilany vato"
# rano iray tavoara
"fitoeran-drano iray"