# izy kosa nandeha lalana indray andro Ny teny "ny tenany" dia nampiasaina hanamafiasana fa irery izy. D.H: "Nandeha iray andro ny tenany" # kifafambohitra Ny "hazo kifambohitra" dia zava-maniry izay mitombo eny amin'ny tany maina. # Nangataka ny ho faty izy "Nivavaka izy mba ho faty" # Ampy izay, ankehitriny, ry Yaveh "Mafy amiko loatra ireo olana ireo, ry Yaveh"' # mofo voahendy tamin'ny vato mahamay D.H: "mofo izay nendasin'ny olona tamin'ny vilany vato" # rano iray tavoara "fitoeran-drano iray"