plt_tn/1ki/17/22.md

690 B

Nihaino ny feon'i Elia Yaveh

Eto "ny feo" dia manambara izay nivavahan'i Elia. D.H: "Namaly ny vavak'i Elia i Yaveh."

ka niverina taminy ny ain'ilay zaza, ary velona indray izy

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. D.H: "velona indray ilay zaza" na "niaina indray ilay zaza"

efitranony

Et "ny azy" dia maneho an'i Elia.

Indro, velona ny zanakao

Ny teny "indro" eto dia manaitra antiska hiomana amin'ny vaovao tsy ampoizina manaraka.

ny tenin'i Yaveh ao am-bavanao dia marina."

Eto ny "teny" dia manambara hafatra. Ary ihany koa, "ny molotra" dia manambara fa niteny i Elia. D.H: "ny hafatra izay noresahinao avy amin'i Yaveh dia marina"