plt_tn/1ki/17/22.md

20 lines
690 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nihaino ny feon'i Elia Yaveh
Eto "ny feo" dia manambara izay nivavahan'i Elia. D.H: "Namaly ny vavak'i Elia i Yaveh."
# ka niverina taminy ny ain'ilay zaza, ary velona indray izy
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. D.H: "velona indray ilay zaza" na "niaina indray ilay zaza"
# efitranony
Et "ny azy" dia maneho an'i Elia.
# Indro, velona ny zanakao
Ny teny "indro" eto dia manaitra antiska hiomana amin'ny vaovao tsy ampoizina manaraka.
# ny tenin'i Yaveh ao am-bavanao dia marina."
Eto ny "teny" dia manambara hafatra. Ary ihany koa, "ny molotra" dia manambara fa niteny i Elia. D.H: "ny hafatra izay noresahinao avy amin'i Yaveh dia marina"