# Nihaino ny feon'i Elia Yaveh Eto "ny feo" dia manambara izay nivavahan'i Elia. D.H: "Namaly ny vavak'i Elia i Yaveh." # ka niverina taminy ny ain'ilay zaza, ary velona indray izy Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. D.H: "velona indray ilay zaza" na "niaina indray ilay zaza" # efitranony Et "ny azy" dia maneho an'i Elia. # Indro, velona ny zanakao Ny teny "indro" eto dia manaitra antiska hiomana amin'ny vaovao tsy ampoizina manaraka. # ny tenin'i Yaveh ao am-bavanao dia marina." Eto ny "teny" dia manambara hafatra. Ary ihany koa, "ny molotra" dia manambara fa niteny i Elia. D.H: "ny hafatra izay noresahinao avy amin'i Yaveh dia marina"