plt_tn/1ki/16/18.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown

# fa efa azo ny tanàna
D.H: "fa i Omry sy ny tafika efa naka ny tanàna."
# izay ratsy teo imason'i Yaveh
Ny eo imason'i Yaveh dia maneho ny fitsaràn'i Yaveh. D.H: "izay ratsy teo amin'ny fitsaràn'i Yaveh." na "izay noheverin'i Yaveh ho ratsy."
# fanarahana ny fomban'i Jeroboama
Fanarahana eto dia maneho toetra. D.H: "fanaovana zavatra mitovy araka izay efa nataon'i Jeroboama"
# mba hitarika ny Israely hanota.
Fitarihana ny olona hanao zavatra dia manambara fitarihana azy ireo hanao zavatra. D.H: "mba hitarihana an'Israely hanota"
# ireo fivadihana izay nataony,
Ity fivadiana dia maneho ny tetik'i Zimry hamono an'i Ela, ilay mpanjakan'Israely. Ny dikan-teny fenon'ity fanambaràna ity dia natao mazava tsara. D.H: "ahoana mo no fomba hitetehany hamonoana an'i Ela mpanjaka" na "ny fomba namonoany ny mpanjakan'Israely."
# moa ve ireo tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely?
Ity fanontaniana ity dia nampiasaina anomezam-baovao na hampahatsiahivana ireo mpamaky fa ny vaovao momba ny Zimry dia ao amin'ity boky iray ity. Ity fanontaniana fampisainana ity azo hadika ho fanambaràna. D.H:"ireo dia voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely."
# moa ve ireo tsy efa voasoratra ... Israely?
D.H: "nisy olona efa nanoratra ny momba ireo tao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely"