plt_tn/1ki/16/18.md

1.3 KiB

fa efa azo ny tanàna

D.H: "fa i Omry sy ny tafika efa naka ny tanàna."

izay ratsy teo imason'i Yaveh

Ny eo imason'i Yaveh dia maneho ny fitsaràn'i Yaveh. D.H: "izay ratsy teo amin'ny fitsaràn'i Yaveh." na "izay noheverin'i Yaveh ho ratsy."

fanarahana ny fomban'i Jeroboama

Fanarahana eto dia maneho toetra. D.H: "fanaovana zavatra mitovy araka izay efa nataon'i Jeroboama"

mba hitarika ny Israely hanota.

Fitarihana ny olona hanao zavatra dia manambara fitarihana azy ireo hanao zavatra. D.H: "mba hitarihana an'Israely hanota"

ireo fivadihana izay nataony,

Ity fivadiana dia maneho ny tetik'i Zimry hamono an'i Ela, ilay mpanjakan'Israely. Ny dikan-teny fenon'ity fanambaràna ity dia natao mazava tsara. D.H: "ahoana mo no fomba hitetehany hamonoana an'i Ela mpanjaka" na "ny fomba namonoany ny mpanjakan'Israely."

moa ve ireo tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely?

Ity fanontaniana ity dia nampiasaina anomezam-baovao na hampahatsiahivana ireo mpamaky fa ny vaovao momba ny Zimry dia ao amin'ity boky iray ity. Ity fanontaniana fampisainana ity azo hadika ho fanambaràna. D.H:"ireo dia voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely."

moa ve ireo tsy efa voasoratra ... Israely?

D.H: "nisy olona efa nanoratra ny momba ireo tao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely"