# fa efa azo ny tanàna D.H: "fa i Omry sy ny tafika efa naka ny tanàna." # izay ratsy teo imason'i Yaveh Ny eo imason'i Yaveh dia maneho ny fitsaràn'i Yaveh. D.H: "izay ratsy teo amin'ny fitsaràn'i Yaveh." na "izay noheverin'i Yaveh ho ratsy." # fanarahana ny fomban'i Jeroboama Fanarahana eto dia maneho toetra. D.H: "fanaovana zavatra mitovy araka izay efa nataon'i Jeroboama" # mba hitarika ny Israely hanota. Fitarihana ny olona hanao zavatra dia manambara fitarihana azy ireo hanao zavatra. D.H: "mba hitarihana an'Israely hanota" # ireo fivadihana izay nataony, Ity fivadiana dia maneho ny tetik'i Zimry hamono an'i Ela, ilay mpanjakan'Israely. Ny dikan-teny fenon'ity fanambaràna ity dia natao mazava tsara. D.H: "ahoana mo no fomba hitetehany hamonoana an'i Ela mpanjaka" na "ny fomba namonoany ny mpanjakan'Israely." # moa ve ireo tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely? Ity fanontaniana ity dia nampiasaina anomezam-baovao na hampahatsiahivana ireo mpamaky fa ny vaovao momba ny Zimry dia ao amin'ity boky iray ity. Ity fanontaniana fampisainana ity azo hadika ho fanambaràna. D.H:"ireo dia voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely." # moa ve ireo tsy efa voasoratra ... Israely? D.H: "nisy olona efa nanoratra ny momba ireo tao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely"