plt_tn/1ki/16/15.md

20 lines
575 B
Markdown

# Tirza
ity dia anaran-tanàna.
# nitoby tao Gibetona ny tafika
Ny teny "tafika" dia maneho ireo fanjakan'Israely.
# Gibetona
Ity dia anaran-tanàna.
# Ireo tafika nitoby tany dia nandre ilay teny hoe
D.H: "Ireo miaramila izay nitoby tany dia nandre olona niteny."
# ny Israely rehetra
ity andian-teny ity dia nampiasaina tamin'ny fotoana miaraka, izy dia maneho ny tafik'Israely. Eto ny teny "rehetra" dia midika amin'ny ankapobeny hoe "ny ankamaroany". D.H: "ny tafik'Israely rehetra" na "ny ankamaroan'ny miaramila ao amin'ny tafik'Israely" na "ny tafik'Israely"