plt_tn/1ki/16/15.md

575 B

Tirza

ity dia anaran-tanàna.

nitoby tao Gibetona ny tafika

Ny teny "tafika" dia maneho ireo fanjakan'Israely.

Gibetona

Ity dia anaran-tanàna.

Ireo tafika nitoby tany dia nandre ilay teny hoe

D.H: "Ireo miaramila izay nitoby tany dia nandre olona niteny."

ny Israely rehetra

ity andian-teny ity dia nampiasaina tamin'ny fotoana miaraka, izy dia maneho ny tafik'Israely. Eto ny teny "rehetra" dia midika amin'ny ankapobeny hoe "ny ankamaroany". D.H: "ny tafik'Israely rehetra" na "ny ankamaroan'ny miaramila ao amin'ny tafik'Israely" na "ny tafik'Israely"