# Tirza ity dia anaran-tanàna. # nitoby tao Gibetona ny tafika Ny teny "tafika" dia maneho ireo fanjakan'Israely. # Gibetona Ity dia anaran-tanàna. # Ireo tafika nitoby tany dia nandre ilay teny hoe D.H: "Ireo miaramila izay nitoby tany dia nandre olona niteny." # ny Israely rehetra ity andian-teny ity dia nampiasaina tamin'ny fotoana miaraka, izy dia maneho ny tafik'Israely. Eto ny teny "rehetra" dia midika amin'ny ankapobeny hoe "ny ankamaroany". D.H: "ny tafik'Israely rehetra" na "ny ankamaroan'ny miaramila ao amin'ny tafik'Israely" na "ny tafik'Israely"