plt_tn/1ki/15/27.md

20 lines
584 B
Markdown

# nikomy nanohitra an'i Nadaba
"nitetika hamono an-tsokosoko an'i Nadaba mpanjaka"
# Gibetona
Ity dia anaran-tanàna.
# Nadaba sy ny Israely rehetra
Ny andianteny "Israely rehetra" dia amin'ny ankapobeny izay maneho ny tafik'Israely maro. D.H: "Nadaba sy ireo miaramilan'Israely maro" na "Nadaba sy ireo tafik'Israely"
# nanao fahirano tany Gibetona
"nanodidina an'ny Gibetona, mba hanodidina azy ireo ny olon'ny Gibetona"
# tonga mpanjaka teo amin'ny toerany
Ny andian-teny "teo amin'ny toerany" dia fomba fiteny midika hoe "afa tsy izy" D.H: "lasa mpanjaka afa-tsy Nadaba"