plt_tn/1ki/15/27.md

584 B

nikomy nanohitra an'i Nadaba

"nitetika hamono an-tsokosoko an'i Nadaba mpanjaka"

Gibetona

Ity dia anaran-tanàna.

Nadaba sy ny Israely rehetra

Ny andianteny "Israely rehetra" dia amin'ny ankapobeny izay maneho ny tafik'Israely maro. D.H: "Nadaba sy ireo miaramilan'Israely maro" na "Nadaba sy ireo tafik'Israely"

nanao fahirano tany Gibetona

"nanodidina an'ny Gibetona, mba hanodidina azy ireo ny olon'ny Gibetona"

tonga mpanjaka teo amin'ny toerany

Ny andian-teny "teo amin'ny toerany" dia fomba fiteny midika hoe "afa tsy izy" D.H: "lasa mpanjaka afa-tsy Nadaba"